Entry (1/2) | 1 valiha vata |
Elementary words | 2 valiha, vata |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 haro na takelaby no rafetana hitovy bika amin' ny vela ka hatao tariby koa ny tadiny [1.1] |
Entry (2/2) | 5 valihavata |
Part of speech | 6 noun |
Explanations in French |
7 piano: ... fa kivazivazy sy hehy aloha no hipetrahan'ise manoloana ny "valiha-vata" (piano) [2.591] |
Examples |
8 mamy tokoa izany mifankahita sy miara miredona hiram-pivavahana na hafa manodidina ny valihavata (piano) [4.40] |
Vocabulary |
9 Music: instruments |
Hyperonym |
|
Co-hyponyms |
|
Anagrams | 43 valiha vata, valihavata, valiha vata, valihavata |
Updated on 2024/10/30 |