|
|
|
|

Entry (1/2)1  ambioka
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 Zavamaneno vita amin'ny tsora-kazo kely anankiroa atao mifampikapoka; raha hazo mafy toy ny voamboana dia avo feo sady mikarantsana izy, fa raha hazo malemy kosa toy ny tahon-kifafa, dia somary dombodombo feo [1.1]
Vocabulary  4  Music: instruments
Analogs  5  ambio
Hyperonym 
Co-hyponyms 

Entry (2/2)127  ambioka
Part of speech  128  noun
Explanations in Malagasy  129 vary, tsaramaso, ets tahirizana, masomboly [Betsimisaraka] [1.78]
130 Masomboly [Bezanozano] [1.78, 1.1]
131 masomboly, harena iraisan'ny mpivady [Sihanaka] [1.78]
132 voan-javatra natokana ho masomboly [1.13]
Explanations in French  133 graines de semence, semis, riz réservé pour la semence. [Tankarana] [1.19]
134 semence [1.13]
Examples  135  Toerana fametrahana masom-boly (ambioka) ary fanorenam-pitia-vana fanambadiana. [1.381#]
136  Ratsy ny akofa satria tsy misy ilana azy mihitsy, sady tsy azo hanina no tsy azo atao ambioka. [1.519#]
Vocabulary  137  Economy: agriculture
Synonyms  138 ambeko, ambeo, ambeoka, ambezo, ambio, masomboly, tabiry

Anagrams  ambioka, 139 aombika, 140 miboaka

Updated on 2025/12/23