|
|
|
|

Entry1  kabosy
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 Zavamaneno malagasy mitovitovy amin' ny mandofinina vazaha: hazo na voatavo na hodi-tsokatra ny vatany ary efatra na dimy ny tadiny. Araka ny faritany dia toy izao avy no anarany: Kabosy, Kabaosy, Kabaosa [1.1#468]
Vocabulary  4  Music: instruments
Other spellings  5 kabaosa, kabaosy, kabosa
Hyperonym 
Co-hyponyms 
Illustrations 
127 

Anagrams  128 bokisa, 129 bosika, kabosy, 130 kisabo, 131 kosaby, 132 sobika

Updated on 2025/11/09