|
|
|
|

Entry (1/2)1  vata-
Part of speech  2  morphological form of vatana
Examples  3  Momba ny vata-miaramila gasy indray, adim-bazaha tsy azy iny ady iny [2.472#147]
4  Nohidiny ny vata-vy, dia norovitiny ireo taratasy, vao nodorany teo ambony bakoly [2.529#33]

Entry (2/2)5  vata
Part of speech  6  noun
Explanations in Malagasy  7  [1.1] Fanaka vita amin' ny hazo na vy, atao fainetrahana fitafiana na zavatra hafa ao anatiny: Avalona ao anaty vata ny lamba madio
Fotoben' ny famarana taloha izay natao koa hoe fahenim-bary, mitovy amin' ny 20 litatra na 2 dekalitatra ankehitriny; ny tapa-bata izany dia 10 litatra no fatrany
Explanations in English  8  [1.7] a box; a trunk or suitcase; a rice-measure
Explanations in French  9  [1.8] caisse; malle, mallette; mesure de capacité
Examples  10  vata roa mitsontsorika ny orony; [2.69]
11  Ataingina eo ambony talantalana io vata io. [2.117]
12  Alaivo ao anaty vata ao raha hijery ianareo. [2.442]
13  Sao dia amin' iroa vata anankiroa roa angaha. [2.895]
Compound words 
Proverbs  24  Proverbs containing the word vata

Anagrams  25 

Updated on 2025/01/21