|
|
|
|

Entry1  diapazona
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [fr. diapason] Vy lavalava kely ohatra ny fanondro, misy sampany roa ny tapany ambony, izay rehefa apoka amin-javatra dia manome feo ka ampiasaina hakana ny haavon' ny hira tiana hatao [1.1]
Vocabulary  4  Music: instruments
Synonyms  5  pitsofaoro#mg.n
Hyperonym 
Co-hyponyms 

Updated on 2024/10/31