Entry |
zavamaneno
|
Elementary words | zava- (zavatra) ; maneno |
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Anarana ilazana ireo zavatra rehetra namboarina hanao feon-kira, na tendrena izany na tsofina, na velezina. Anarana itambaram-be ilazana zavatra amboarin' olombelona mba hamoaka feo mahafinaritra azo anaovana feon-kira na anarahana hira: Ny sodina, ny valiha ary ny gitara dia samy zavamaneno [1.1]
|
Explanations in English | [ zava-maneno ] A musical instrument. [1.2]
|
| [ zava-maneno ] Any musical instrument [1.7]
|
Explanations in French | [ zava-maneno ] Instrument de musique [1.8]
|
Examples |
1 | mitoreoreo sy mampihetsi-po hafahafa ny feo avoaky ny zavamaneno;
[2.470]
|
2 | Tia mozika izy ary kinga raha nitendry zavamaneno toy ny harmonia, ny valiha, mba nandalo teo am-pelatanany.
[2.356]
|
3 | Isan-kariva, nataon' izy telo mirahalahy sy ireo mpiara-misakafo aminy mpanala sorisory azy amin' ny mozikany ilay mpitendry zavamaneno.
[2.472]
|
|
Vocabulary |
Compound words |
|
Hyponyms |
|
Article |
Illustrations |
|
|