Entry (1/3) | 1 rimorimo (rimo) |
Part of speech | 2 noun |
Derivatives |
|
Vocabulary |
8 Sound |
Explanations in Malagasy |
9 Fandehanana mafy 10 fifiokan' ny tehina na baolina atsipy handeha mafy 11 fimonomonon' ny tandrimo misangodina na ny tantely [1.1] |
Explanations in English |
12 a buzzing as of bees [1.7] |
Explanations in French |
13 bourdonnement comme celui des abeilles 14 mouvement rapide [1.8] |
Examples |
15 Lozan' ny be rimorimo anefa, hono, raha ditsoky ny vovoka nafafiny ny mason' ny tsy manan-tsiny! [1.298] 16 Asa na misy manenjika ilay mpamily, na mampidera ny fahaizany mitondra sy fahalalany lalana, fa dia rimorimo izao! [2.4] |
Synonyms | 17 rimo |
Entry (2/3) | 18 rimorimo |
Part of speech | 19 noun |
Vocabulary |
20 Music: instruments |
Explanations in Malagasy |
21 Zavamaneno vita amin' ny silaka volotsangana sahabo ho vehana ny halavany ary voatondro roa ny sakany, ka maranitra toy ny loha lefona ary misy lavaka kely eo amin' ny tendrony iray mba hitsofohan' ny tady ifatorany; misy tahony hihazonana azy koa: ahodinkodina "mirimorimo" izy io ka arakaraka ny maha-mafy ny fanodinkodinana azy no ahazoana feo mafy kokoa. (Ny Tanala no mpampiasa azy indrindra; manarakaraka, ny Sakalava, izay manome anarana azy hoe: Tambovo) [1.1] |
Hyperonym |
|
Entry (3/3) | 22 rimorimo |
Part of speech | 23 noun |
Vocabulary |
24 Botany |
Explanations in French |
25 (de rimorimo : sifflement des verges. On employait les rameaux pour fouetter les enfants ou tout au moins en faire le simulacre). Phyllanthus nummulariifolius Poir. (Phyllanthaceae). D'après Descheemaeker serait encore appelé tamborotanosy. [Merina]
[1.196] [Betsileo] |
Scientific name |
|
Updated on 2023/03/19 |