Entry |
kabaosy
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Tanalahy resy an' ady [1.1]
|
Explanations in English | A coward, cowardly. See Osa. This word is only used of a conquered chameleon [1.2]
|
Explanations in French | Caméléon vaincu [1.3]
|
Toponyms |
|
|
Entry |
kabaosy
|
Part of speech | adjective
|
Explanations in Malagasy | Kanosa, tsy sahy miady, kivy ambony ihany: Kabaosy iakihy raha tsy sahy miady amin' io [1.1]
|
Explanations in French | Lâche, poltron, sans coeur [1.3]
|
|
Entry |
kabaosy
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Zavamaneno malagasy mitovitovy amin' ny mandofinina vazaha: hazo na voatavo na hodi-tsokatra ny vatany ary efatra na dimy ny tadiny. Araka ny faritany dia toy izao avy no anarany: Kabosy, Kabaosy, Kabaosa [1.1]
|
Explanations in French | [Tankarana]
Sorte de guitare. [1.19]
|
Vocabulary |
Synonyms | ~ ~ |
Hypernym |
|
Co-hyponyms |
|
|
Entry |
Kabaosy
(kabaosy)
|
Part of speech | name (toponym)
|
Vocabulary |
Coordinates | -17.4666667, 46.1833333
|
|