|
|
|
|

Entry1  ampongavilany
Elementary words  2 amponga, 3 vilany
Part of speech  4  noun
Explanations in Malagasy  5 Vilany tany nasiana tataviankena ny vavany ary mitoetra eo ambony halana mba hampihilangilana azy:
6 velezina amin' ny rantsantanana na rantsankazo kely anankiroa ny ampongavilany;
7 mikarantsana ny feony fa tsy mba midoboka toy ny amponga hafa [1.1]
Vocabulary  8  Music: instruments
Hyperonym 
Co-hyponyms 

Updated on 2025/11/17