|
|
|
|

Entry (1/2)1  takoritsoka
Root  2 ritsoka
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 teny tsy atao ren' ny olona maro
5 tsaho mandeha an-katakonana [1.1#912]
Explanations in English  6 a rumour, a whisper [1.2#606]
Explanations in French  7 chuchotement, bruits qui circulent en cachette [1.3#654]
Derivatives 
Active verbs :

Entry (2/2)9  takoritsoka
Root  10 ritsoka
Part of speech  11  noun
Explanations in Malagasy  12 Zavamaneno akatroka mitovy feo amin' ny "castagnette": sotro hazo roa no tazonin' ny tanana havia ary atao mifampiankina ny vohony; sotro hazo iray hafa kosa no tazonin' ny tanana havanana eo amin' ny lelany, fa ny tahony no atsofoka sy avoaka eo anelanelan' ireo sotro roa voalohany ka manaraka ny ngadon-kira. Tsy mba maneno mafy fa toy ny mibitsibitsika fotsiny ny feon' ny sotro hazo, ka izany angamba no nanaovan' ny Ntaolo azy hoe takoritsoka; ankehitriny dia sotro vy no ampiasaina [1.1]
Vocabulary  13  Music: instruments
Hyperonym 
Co-hyponyms 

Updated on 2025/11/09