|
|
|
|

Entry (1/3)1  tsotsoka
Root  2  tsoka
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Karazan-javamaneno tsotra dia tsotra fa vy na haro kely misy vavany ary loaka tokana eo amin' ny vatany fotsiny no tsofina
Explanations in French  5  [1.3] sifflet des marins
Vocabulary  6  Music: instruments
Hyperonym 
Co-hyponyms 

Entry (2/3)134  tsotsoka
Part of speech  135  noun
Explanations in Malagasy  136  [1.1] Nofo mihorona manarona ny filahiana
Explanations in French  137  [1.5] prépuce
Vocabulary  138  Biology

Entry (3/3)139  tsotsoka
Part of speech  140  noun
Explanations in Malagasy  141  [1.1] [Tsimihety] Anaram-bosotra omena ny Vazaha. Jereo tsitsoka
Explanations in French  142  [1.5] (familier) Français. Synonymes: vozongo, vazaha

Updated on 2024/10/30