Entry tsoka
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fandefasana rivotra avy ao am-bava: na hamonoana na hamelomana afo na hampangatsiatsiahana na hanalana vovoka amin-javatra iray, na koa hampanenoana zavamaneno, toy ny bingona, trompetra [1.1]
Derivatives 

Entry tsoka
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Ilay zavatra mitsiranorano be toa menaka ao anaty taolana [1.1]
 Zavatra mitsiranoka be toa menaka ao an'aty taolana [1.13]
Explanations in French Moelle [1.13]
Vocabulary 
Compound words 

Anagrams 

Updated on 2023/08/11