Entry | 1 tanisa |
Root | 2 isa |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Kilalao enti-manisa ka toy izao no fanao izany: atsipy ambony ny vatokely, dia tantazana amim-pahakingana tsy avala ho latsaka ary dia atsipy haingana indray, ary dia toy izany hatrany hatrany [1.1] |
Explanations in English |
5 a game of jacks involving counting [1.7] |
Explanations in French |
6 jeu d'enfants qui consiste à compter tout en jonglant des cailloux; jonglerie [1.8] |
Vocabulary |
7 Game |
Derivatives |
|
Anagrams | 12 tanisa, tsiana |
Updated on 2020/07/31 |