|
|
|
|

Entry (1/4)1  naka > akaka
Root  2  kaka
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  Atao kaka, asisika mba hanohana: Itỳ sila-hazo itỳ akaka eo [1.1]
Morphology 
5  Present :
6  Past :
7  Future :
8  Imperative :

Entry (2/4)9  naka > akakà
Root  10  ak
Part of speech  11  noun
Explanations in Malagasy  12  Fiakanakanana, fivakavakana, fihambahambana [1.1]
Explanations in French  13  Hésitation, balbutiement [1.3#12]
Derivatives 
14  Active verbs :
15  Relative verbs :
16  Names :

Entry (3/4)17  naka > akaka
Part of speech  18  noun
Explanations in Malagasy  19  angaka [Tanala] [1.78]
Vocabulary  20  Zoology: birds
unkLabel:Xzoonyms: 

Entry (4/4)22  naka > akaka
Part of speech  23  noun
Explanations in French  24  (sans doute le nom du canard akaka, qui fréquente les mêmes lieux humides) Costularia baronii C.B. Clarke et Costularia pantopoda (Baker) C.B. Clarke (Cyperaceae). Pas d'usage connu. [Betsileo] [1.196]
25  [Bara]
Vocabulary  26  Botany
Scientific name 

Anagrams  28  akaka, akakà, akaka, akakà

Entry (1/4)29  naka > akana
Part of speech  30  noun
Explanations in Malagasy  31  Ahotrahotra, ahonahona, fijanonjanona kely eo am-pitenenana. [1.1]
Explanations in French  32  Hésitation, embarras dans la parole, le langage [1.3#13]
Derivatives 
33  Active verbs :
34  Passive verbs :
35  Names :

Entry (2/4)36  naka > akana
Root  37  aka
Part of speech  38  relative verb
Explanations in English  39  [1.2]
Examples  40  Misy ihany izany, saingy mahalana, fa dia tena jono tsotra izao no akana azy tsirairay. [2.471]
Morphology 
41  Present :
42  Past :
43  Future :
44  Imperative :

Entry (3/4)45  naka > akàna
Part of speech  46  noun
Explanations in Malagasy  47  honkon'antsy [Betsimisaraka] [1.78]

Entry (4/4)48  naka > Akana
Part of speech  49  name (biblical)
Explanations in Malagasy  50  Randzavola: Akana amin' ny Baiboly [1.38]
Explanations in English  51  Akan [2.996]
Explanations in French  52  Aqân [2.996]
Vocabulary  53  Holy Scriptures
unkLabel:Xbcvs:  54  Chapters and verses mentioning Akana
Tables and plates  55  Full list

Anagrams  56  akana, akàna, anaka, akana, akàna, anaka

Entry (1/4)57  naka > maka
Root  58  aka
Part of speech  59  active verb
Explanations in Malagasy  60  Mandray, mangalatra: Nisy naka ny bokiko teto ambony latabatra
61  Mandeha mba hitady ary hitondra, miharana: Lasa naka rano any am-pantsakana i Soa, ary naka kitay any an-tsaha i Benaivo
62  Mandeha mba hiangavy (olona) ho tonga: Lasa naka dokotera i dada fa manavy ny zandrinay
63  Mandeha mba hitondra (zavatra) hiverina: Ndeha maka antsy atsy atsinanana atsy, ry Veto a! [1.1]
Explanations in English  64  to fetch, to bring, to take [1.2]
65  to take, to fetch [1.7]
Explanations in French  66  prendre, chercher [1.8]
Examples  67  tsy maka tsy an-tampon-kandrina, tsy mivoaka afa-tsy an-taro-po : mahavoa iny, mahafaty; [2.69#]
68  Amin' ny iray anie e, hoy indray izy mamerina ny hafatra sady maka toky amin' ny mpanofa. [2.470#]
Morphology 
69  Present :
70  Past :
71  Future :
72  Imperative :
Compound words 

Entry (2/4)108  naka > ma
Root  109  aka
Part of speech  110  imperative of active verb maka
Examples  111  Abo toerana loatra io boky io ka makà tohatra [1.1]
Tables and plates  112  All the active imperatives

Entry (3/4)113  naka > maka
Part of speech  114  noun
Explanations in Malagasy  115  volana fahafito amin'ny taona [Tambahoaka] [1.78]
116  volana fahaenina amin'ny taona (Jona) [Taisaka] [1.78]
117  volana fahaefatra amin'ny taona [Bara] [1.78]
118  anaram-bolana fahavalo amin'ny taona [Bezanozano] [1.78]
Vocabulary  119  Time
Hyperonym 
Co-hyponyms 

Entry (4/4)196  naka > Maka
Part of speech  197  name (biblical)
Explanations in English  198  Maacah [2.996]
Explanations in French  199  Maaka [2.996]
Examples  200  makatita no natao anaran' ny mponina tao maka [1.38]
Vocabulary  201  Holy Scriptures
Synonyms  202  maaka, maakà
unkLabel:Xbcvs:  203  Chapters and verses mentioning Maka
Tables and plates  204  Full list
Article  205  Randzavola: Diksionera amin' ny Baiboly: Maka

Anagrams  206  kama, maka, makà, kama, maka, makà

Entry207  naka > makatra
Part of speech  208  active verb
Explanations in Malagasy  209  mihanika, mandeha ambony [Betsimisaraka] [1.78]