Entry sakamasay
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Taisaka] Volana fahavalo amin'ny taona (Aogositra) [1.78]
  [Bara] Anaran'ny volana mifanandrify amin'ny Jona [1.78]
  [Bezanozano] Volana fahasivy amin'ny taona [1.78]
  [Sihanaka] Anaram-bolana fahenina amin'ny taona [1.78]
  [Tanosy] Volana fahavalo amin'ny taona [1.78]
Examples ny Hiahia dia ho Asorontany ny Sakamasay dia ho Alahatsy [2.113]
Vocabulary 

Updated on 2022/01/27