Entry maka rivotra
Elementary words maka ; rivotra
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Mandeha amin' ny toeran-kafa iray mba hiova rivotra; mivoaka mba hiala sasatra kely eo anelanelan' ny fotoam-pianarana; miala sasatra fotoana fohy amin' ny toerana tsy mpisy ny tena [1.1]
Explanations in English To take exercise, seeking fresh air. [1.2]
Examples Dia nihevitra fa mety raha makarivotra ao Ilafy; [2.59]

Updated on 2023/04/16