Entry aprily
Part of speech   noun
Malagasy definition   Volana fahefatra amin' ny taona araka ny kalandrie vahiny izay arahina saika hatraiza hatraiza ankehitriny; misy andro telopolo ny volana avrily. (Raha samy haka anarana avy amin' ny teny vahiny ihany, tsy aleo ve ilay mifanakaiky amin' ny mahazatra no raisina?) [Rajemisa 1985]
English definition   April [3.1]
French definition   avril [3.1]
Vocabulary  
Origin   English: April.
Synonyms   avrily
Tables and plates   Measure of Time

Updated on 2017/10/24