Entry maka hevitra
Elementary words maka ; hevitra
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Manao dinidinika amin' olona hahitana izay tokony hatao, manontany (olona) momba izay tokony hatao [1.1]
Explanations in English To seek information, or advice; to consider. [1.2]

Anagrams 

Updated on 2023/01/01