Entry |
 |
akana
|
Part of speech | |
noun
|
Malagasy definition | |
Ahotrahotra, ahonahona, fijanonjanona kely eo am-pitenenana. [Rajemisa 1985]
|
Derivations | |
|
Entry |
 |
akana
(aka)
|
Part of speech | |
relative verb
|
English definition | |
[Richardson 1885]
|
Examples | |
Misy ihany izany, saingy mahalana, fa dia tena jono tsotra izao no akana azy tsirairay. [Andriamalala: Ranomasina, page 45]
|
Morphology | |
akana
akako
akanao
akany
akantsika
akanay
akanareo
akan'
akan-
akam-
aka-
| |
nakana
nakako
nakanao
nakany
nakantsika
nakanay
nakanareo
nakan'
nakan-
nakam-
naka-
| |
hakana
hakako
hakanao
hakany
hakantsika
hakanay
hakanareo
hakan'
hakan-
hakam-
haka-
| |
akao | |
|
|
Entry |
 |
akàna
|
Part of speech | |
noun
|
Malagasy definition | |
[Betsimisaraka]
honkon'antsy [Rakotosaona 1972]
|
|
Entry |
 |
Akana
|
Part of speech | |
name (biblical)
|
Malagasy definition | |
[Ny lahatsoratra nosoratan' i Randzavola]
[Randzavola: Baiboly]
|
English definition | |
Akan [Baiboly]
|
French definition | |
Aqân [Baiboly]
|
Vocabulary | |
Quotes | |
|