|
|
|
|

Entry (1/2) 1  asorotany
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 anaran' ny volana fahefatra, reni-vintana eo amin' ny zorony atsimo-atsinanana.
4 Ataon' ny mpanandro hoe farafara-akora koa ny anarany, nefa tsy fantatra mazava izay heviny amin' izany. [1.10]
5 Anaran' ny volana fahefatra amin' ny filaharan' ny volana malagasy merina, aorian' ny Adizaoza ary alohan' ny Alahasaty, ka ny toerana omena azy ao an-trano dia eo amin' ny zoron-trano atsimo atsinanana
6 Fanandroana: Vavany: raha tsy maty kely dia tratra antitra, omena olon-kafa havana fa andro mahery, tsy tezain-dray aman-dreny; vontony: tratra antitra; vodiny: tsara, manan-karena, raha tsy maty kely dia tratra antitra [1.1]
Explanations in English  7 the name of the fourth month of the Malagasy year. [Ar. As-saratanu - Cancer.] [1.2]
Examples  8  koa dia nody Antananarivo tamy ny andro Alakamisy 14 asorotany 1864. [2.59#40]
Vocabulary  9  Time 10  Beliefs
Hyperonym 
Co-hyponyms 
Combinations  87  1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word asorotany
Proverbs  88  Proverbs containing that word
Tables and plates  89  Measure of Time
Illustrations 
90 

Entry (2/2) 91  asorotany
Part of speech  92  noun
Explanations in Malagasy  93 zana-pehintany avaratry ny fehibe [1.13]
Explanations in French  94 tropique du Cancer [1.13]
Vocabulary  95  Geography: (in general)
Analogs  96  adijady, 97  zana
Illustrations 
98 

Anagrams  asorotany, 99 isotroana

Updated on 2026/04/24