Entry janoary
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Volana voalohany amin' ny taona aralia ny fanisanandro vahiny antsoina hoe kalandrie; iraika amby telopolo no isan' ny andro amin' ny volana Janoary [Rajemisa 1985]
Explanations in English January [3.1]
Explanations in French janvier [3.1]
Vocabulary 
Origin English: January.
Synonyms zanvie
Tables and plates Measure of Time

Updated on 2020/07/31