Entry | 1 jejilava |
Elementary words | 2 jejy, lava |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Tahon-kazo marotsaka sahabo ho 2 metatra asiana tadiny mihenjana toy ny tsipika, ka voatavo maina no afatotra eo akaikin' ny tendrony ambany; somary sarotsarotra ihany ny fampiasa azy: ny tanana havia no mihazona azy mijoro mahitsy, ka ilay voatavo dia aankina amin' ny kibo na somary ahataka kely mba hampigobona kokoa ny feony; ny fanondro havia amin' izay atehika amin' ny tadiny raha tiana hiakatra kely ny feony; ny tanana havanana kosa mipaika ny tadiny amin' ny tsora-kazo kely sady misy korintsana fihinin' ny ankibikely |
Explanations in French |
5 [1.3#294] une espèce de longue guitare |
Vocabulary |
6 Music: instruments |
Hyperonym |
|
Co-hyponyms |
|
Updated on 2024/12/07 |
![]() |