Index |
| ||||||||||||||||||||
Proverbs : manefa | |||||||||||||||||||||
Proverb 1 | Amboa homana ondry, ka ny aina no manefa. [2.415 #4268]
Amboa homana ondry, ka ny fo no manefa. [1.1 #62, 1.3] Amboa homan' ondry, ka ny aina no manefa. [2.558 #161] Amboa nangalatra ondry, ka ny fo no manefa. [2.165] Amboa nangalatra ondry: ny fo no manefa. [2.415 #4268, 2.653 #126] | ||||||||||||||||||||
Malagasy interpretation | Enti-milaza ny mpangalatra izay tsy maintsy manonitra arakaraka ny zavatra nangalariny. [1.1 #62] | ||||||||||||||||||||
French translation | Chien qui est pris, mangeant une brebis, la paie de sa vie. [2.415 #4268]
Un chien qui a volé un mouton, il le paiera de sa vie. [2.165] Un chien qui est pris, mangeant une brebis, la paie de sa vie. [1.3] | ||||||||||||||||||||
French interpretation | Quand un voleur est pris sur le fait, il est mis à mort. [1.3]
S' appliquait à celui qui s' était rendu coupable d' un crime entraînant la peine de mort. [2.165] Se disait des voleurs pris en flagrant délit de vol, entraînant la peine capitale ; ils étaient mis à mort sans autre forme de procès. [2.415 #4268] | ||||||||||||||||||||
Proverb 2 | Eranambatry tsy ampy : vozon' akoho no manefa. [2.415 #3641, 2.558 #1043, 2.653 #876] | ||||||||||||||||||||
French translation | Pour la soixante-douzième partie de la piastre qui manque, il faut suppléer par le cou d' un poulet. [2.415 #3641] | ||||||||||||||||||||
Proverb 3 | Lambo | ||||||||||||||||||||
Proverb 4 | Raha haka ny an' ny olona mivelatra ohatra ny tafoben-trano, fa nony hanefa, mihorona toy ny tapenaka. [2.558]
Raha haka ny an' olona, mivelatra hoatry ny tafoben-trano, ka nony handoa, mihorona hoatry ny Raha haka ny an’ olona, mivelatra ohatra ny tafoben-trano, ka nony handoa, mihorona ohatra ny tapenaka. [2.653] Raha hangataka, mivelatra ohatra ny tafontrano; raha hangatahina, mihorona ohatra ny tapenaka. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Malagasy interpretation | Entiamilaza ny olona tia tena: rehefa hangataka aminao izy, miseho ho toy ny olona tsara, malala-tanana; rehefa hangatahanao zavatra kosa izy, tsy hahitanao mangirana. [1.1] | ||||||||||||||||||||
French translation | Quand on emprunte, on s' ouvre comme la grande couverture du toit, et quand il s' agit de rembourser, on se rétrécit comme le pignon. [2.415 #4447] | ||||||||||||||||||||
French interpretation | Facile pour emprunter, difficile pour rembourser. [2.415 #4447] | ||||||||||||||||||||
Index |
| ||||||||||||||||||||