|
|
|
|

Entry (1/2)1  manefa
Root  2 efa
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4 [mañefa] [Antambahoaka+Antesaka] mamita [1.78]
5 [mañefa] [Bara] mamita, mamarana [1.78]
6 [Bezanozano] mamita [1.78]
7 [Bara] mandoa vola [1.78]
8 [mañefa] [Sihanaka] mamita, manantanteraka, mandoa vola [1.78]
9 [mañefa] [Tanala] mamita, manao hatramin'ny farany: Asa andrañobe ka ny mañefa mongana (asa an-dapa ka izay mampidona ny azy tamin'ny farany dia samy mody) [1.78]
10 Mamita tanteraka: Nanefa ny fetr' androny ny mpiasa dia lasa
11 Manala trosa: Manefa ny adidiny amin' ny fanaovana ny raharaha-miaramila
12 Manonitra: Nanefa ny helony izy
13 Mandoa: Nanefa ny vidim-barinay aho [1.1]
Explanations in English  14 to complete, to perform one's duty; to pay [1.7]
Explanations in French  15 Finir, terminer, achever, tuer, mettre à mort: Nanefa ny adiko aho (J'ai terminé mon procès) ~ Nanefa ny fetr' androny ny mpanao làlana (Ceux qui faisaient la route ont achevé leurs journées)
16 Payer, acquitter, restituer, compenser, réparer, expier: Nanefa ny vidim-panompoana aho (J'ai aquitté le prix des prestations) ~ Nanefa ny helony izy (Il a expié sa faute) [1.3]
17 achever; faire son devoir; payer, une dette [1.8]
Morphology 
18  Present :
19  Past :
20  Future :
21  Imperative :
All compound words  22  4 combinations of that word
Proverbs  23  Proverbs containing that word

Entry (2/2)24  manefà
Root  25 efa
Part of speech  26  imperative of active verb manefa [Full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  [1.3]

Anagrams  manefa, manefà

Updated on 2026/02/20