Entry ondry
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Biby fiompy fianakaviam-ben' ny biby mpandinika, rakotra volo matevina ny tenany, izay fantatra amin' ny anarany hoe "volonondry". Ny feon' ny ondry rehefa maneno dia atao hoe mibarareoka. [1.1]
Explanations in English A sheep. Ovis platyura, var. ondrikondry and aondry are used in the provinces. [swa. Kondoo.] [1.2]
 A sheep [1.7]
Explanations in French Mouton [1.54, 1.13]
 Mouton, brebis [1.8]
Scientific name Ovis platyura
Vocabulary 
Compound words 
Phytonyms 
Analogs  ondrikondrika
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/06/07