Entry ampy
Part of speech   adjective
Malagasy definition   Antonona an' izay ilaina, sahaza: Tsy mbola ampy izao fahaizanao izao fa mbola tokony hianatra ihany ianao / Efa ampy ny variko, tompoko, fa misaotra. [Rajemisa 1985]
English definition   sufficient, enough [Richardson 1885, Hallanger 1973]
   It governs the accusative case, as Ampy anao izany (That is sufficient for you). [Mal. sampai.] [Richardson 1885]
French definition   suffisant [Hallanger 1974, SLP: Voambolana]
French definition   assez [Hallanger 1974]
Derivations  
Compound words, titles, names  
Quotes  
Analogy   antonony ~ sahaza

Entry ampy
Part of speech   noun
Malagasy definition   [Betsimisaraka] karazan-javamaniry izay maraorao ny raviny ka raha vao mikasika ny raviny dia mivonto ny hoditra [Rakotosaona 1972]
English definition   [Betsimisaraka] a shrub (or tree?) from the fibre of which a kind of string is made [Richardson 1885]
French definition   (nom donné à plusieurs plantes urticantes).
¶  [Bezanozano, Sakalava, Tsimihety] Urera longifolia Wedd. (Urticaceae). Voir ampilela, ampilelavarika, ampimbato. [Boiteau: Végétaux]
Vocabulary  
Scientific name   Urera longifolia

Entry ampy
Part of speech   noun
Malagasy definition   [Taimoro, Tanosy] kotrobaratra, varatra [Rakotosaona 1972]
English definition   [Provincial] the thunder which comes near [Richardson 1885]
Vocabulary  

Updated on 2017/12/07