Entry tapenaka
Part of speech noun
Malagasy definition Ny tapany ambony amin' ny rindrin' ny sakantrano, izay atao telozoro, ka ny lohany maranitra ambony no atao hipetrahan' ny vovonana, ary dia io tendrony maranitra io no atao hoe lohatapenaka [Rajemisa 1985]
English translation the gable of a house [Hallanger 1973]
French translation pignon d'une maison [Hallanger 1974]
Vocabulary 
Quotes 

Updated on 2020/07/31