|
|
|
|

Index

Proverbs : antambo

Proverb 1Afaka ny loza, fa tonga ny antambo. [2.415 #2683]
French translationUn malheur est passé, mais une catastrophe arrive. [2.415 #2683]
French interpretationSouvent un malheur plus grand succède au premier. [2.415 #2683]

Proverb 2Akoho mikotrika atodi-mamba, ka hamelon-doza ho an-tena. [2.415 #898]
Akoho mikotrika atodi-mamba, ka namelon-doza ho an' ny tena. [2.415 #808]
Akoho mikotrika atodi-mamba : mamelona ny mbola handrapaka. [2.558]
Akoho mikotrika atodi-mamba : namelon-doza ho an’ ny tena. [2.974 #302]
Akoho nikotrika atodi-mamba : namelon-doza ho any ny tena. [2.653 #50]
Aza mila loza toy ny akoho mikotrika atodi-mamba. [2.558]
Mila loza toa akoho mikotrika atodim-biby, ka mamelona antambo ho an' ny tena. [2.415 #6310]
French translationChercher malheur comme une poule qui couve des oeufs de caïman : elle se prépare une calamité. [2.415]
Poule qui couve des œufs de caïman : elle met tous ses soins à se préparer un malheur. [2.974 #302]
French interpretationS' exposer au danger et courir à sa perte. [2.415 #6310]

Proverb 3Aza mandihy eo ambony antambo. [2.653 #568]
Aza mandihy eo an-tampon' ny antambo. [2.165 #1322]
Mandihy ambonin' ny antambo. [2.415 #6301]
French translationL' imprudent danse au-dessus du danger et du malheur. [2.415 #6301]
Ne dansez pas quand une catastrophe vous menace. [2.165]

Proverb 4Jiolahy matin' ny omby masiaka, ka matin' ny loza ny antambo. [2.558 #1567]

Proverb 5Loza amin' antambo. [2.415 #2608]
French translationAvoir malheur sur malheur. [2.415 #2608]

Proverb 6Manontany tsy loza; manjohy tsy antambo. [2.165 #1162, 2.653 #1626]
French translationIl n' est pas mal de s' informer, il n' est pas calamiteux de suivre quelqu' un pour savoir. [2.165 #1162]

Proverb 7Mpamosavy natakalo omby mahery: lasa ny loza, fa tonga ny antambo. [2.165 #52]
Mpamosavy natakalo omby masiaka : lasa ny loza, fa mirotsaka ny antambo. [2.653]
Mpamosavy natakalo omby masiaka : lasa ny loza, fa tonga ny antambo. [2.653]
French translationUn sorcier échangé contre un bœuf sauvage: à une calamité en succède une autre plus terrible encore. [2.165]
French interpretation"Tomber de Charybde en Scylla" . [2.165]

Proverb 8Riran-jozoro: ka raha roa, loza; efatra, antambo ; fa telo vao mahay mifanaraka. [2.415 #5225, 2.653 #2793]
Riran-jozoro : raha roa loza, raha efatra antambo, fa telo vao mifanaraka. [2.558 #3756]
French translationArêtes de jonc : s' il n' y en a que deux c' est un malheur, s' il y en a quatre c' est une calamité ; mais à trois, elles s' accordent bien. [2.415 #5225]
French interpretationAllusion au jonc triangulaire qu' on appelait telo rirana. [2.415 #5225]

Proverb 9Takonam-paty, nilatsahan’ antsangoa : laha tsy antambon’ ny maty, lozan’ ny velona. [1.147 #T15]
Takoñam-paty nilatsahan' antsangoa: tsy hita na antambon' ñy maty na lozan' ñy velona. [2.165]
Lanjam-paty nilatsahan' antsangoa: tsy fantatra na antambon' ny maty no lozan' ny velona. [2.165]

Proverb 10Teren-doza, sa enjehin' antambo, no zanaky ny mpanan-karena ka mangataka ? [2.415 #2562, 2.653 #3083]
French translationEst-on pressé par un malheur ou poursuivi par quelque calamité pour mendier, alors qu' on est enfant de riche? [2.415 #2562]

Proverb 11Tsingala sy dinta : raha miray trano loza ary raha mifanaikitra antambo. [2.558 #4444, 2.653 #3313, 2.165]
French translationUne "tsingala" et une sangsue: si elles sont ensemble c' est une calamité; et si elles se mordent, c' est une catastrophe. [2.165]

Index