Entry | 1 mirotsaka |
Root | 2 rotsaka |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Milatsaka (orana): Mijanòna fa efa mirotsaka ny orana 5 Milatsaka: Nirotsaka ho zandary izy [1.1] |
Explanations in English |
6 to fall; to join up, to offer one's services [1.7] |
Explanations in French |
7 tomber dedans, dégringoler; s'enrôler, devenir membre [1.8] |
Examples |
8 mirotsaka daholo na lahy na vavy amin' izany. [2.472] |
Morphology |
|
Proverbs | 13 Proverbs containing the word mirotsaka |
Anagrams | 14 kamositra, mirotsaka, misatroka, misokatra, mitsoraka |
Updated on 2023/01/20 |