Entry | 1 miray (iray) |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy | 3 Mikambana: Tsy miray amin' olona ratsy fanahy tahaka an' ireny aho 4 Miombona zavatra tokana: Miray trano Rakoto sy ny zaodahiny (io hevitra io no hita amin' ny fombam-pitenenana maro toy ny hoe: miray hevitra, miray saina, miray tetika, miray fo, miray asa, miray dia...) 5 Mikambana amin' ny fanambadiana 6 Manao tokantranomaso, izany hoe miara-mitoetra tsy araka ny fanambadiana ara-dalàna: Efa telo tanàna izy roa ireo no niray [1.1]7 mivady [1.13] |
Explanations in English | 8 see Iray [1.2]9 to be united; to be of one mind [1.7] |
Explanations in French | 10 s'unir, être unis; être d'accord [1.8]11 s'accoupler [1.13] |
Morphology |
|
Analogs | 16 Miombona, mikambana, mitambatra, mivondrona |
Compound words |
|
Proverbs | 19 Proverbs containing the word miray |
Anagrams | 20 miary, miray |
Updated on 2023/09/10 |