| Entry | 1 mahay |
| Root | 2 hay |
| Part of speech | 3 active verb or adjective |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
8 Nianatra ka mahafantatra tsara ny momba azy: Mahay marika ny zanako
9 Mahalala: Mahay zavatra betsaka io Rangahy io 10 Afaka mahavita: Tsy mahay ny ratsy Andriamanitra 11 Mahatanty, mahalefitra: Tsy mahay mihafy ny tanora 12 afaka mifampiraharaha, mifankahazo amy..,: Tsy mahay an' io Ramatoa io aho 13 Afaka hifehy: Mahay ny ankohonany tsara Rabe. [1.1] |
| Explanations in English |
14 able, clever, competent. It governs the accusative, and it is joined to verbs in the same way as the English can, denoting ability to do a thing.
15 to know, to be able [1.2] 16 able, clever [1.7] |
| Explanations in French |
17 savoir
[1.3, 1.13] 18 capable, compétent 19 connaître; pouvoir, pouvoir faire, être capable, être compétent, fréquenter, savoir gouverner, savoir conduire [1.3#205] 20 savoir faire, être capable [1.8] |
| Examples |
21 Mato-tsaina ka mahay mitondra olona ny teraka alahamady;
[1.381#]
22 Tsy manana fiadiana sady tsy tia ady no tsy mahay miady. [2.508#] |
| Combinations | 23 26 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word mahay |
| Proverbs | 24 Proverbs containing that word |
| Anagrams | mahay, 25 mahia |
| Updated on 2026/07/17 |
|