| Entry | 1 mamelona |
| Root | 2 velona |
| Part of speech | 3 active verb |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
8 Mahatongaho velona; manome aina: Ny fanahy no mamelona ny vatana
9 Miahy, mikarakara: Io Rangahy io no namelona anao fony kely 10 Mampaneno, mively: Iza no namelona ny lakolosy tao? 11 Mahatonga hirehitra, mampirehitra, mahatonga ho voasoritra tsara: Mamelon-jiro antoandro ry zareo ao avaratra / Izaho no vao namelona io soratra io fa efa saiky tsy hay novakina izy io tao. [1.1] 12 manome sakafo [1.13] |
| Explanations in English |
13 to animate; to supply with the necessities of life, to support
[1.7] |
| Explanations in French |
14 animer
[1.3, 1.8, 1.5] 15 nourrir [1.3, 1.13, 1.5] 16 entretenir [1.3, 1.8, 1.13] 17 ranimer; faire vivre [1.3, 1.8] 18 donner la vie [1.3, 1.13] 19 vivifier, remettre en vigueur [1.3] 20 allumer, mettre en marche [1.5] 21 sonner [1.3, 1.5] |
| Examples |
22 ny fanahy ihany no mamelona ny vatana (c’est l’âme qui anime le corps)
[1.3#824]
23 Andriamanitra no mamelona ny olona rehetra (c’est de Dieu que dépend la vie des hommes, c’est Dieu qui nourrit les hommes) [1.3#824] 24 ny hafanan’ ny masoandro no mamelona ny zava-maniry (la chaleur du soleil vivifie les plantes) [1.3#824] 25 Idada no saina sy rivotra mamelona antsika! [2.499#95] 26 Mandritra izany fotoana rehetra izany, izy koa no mitarika sy mamelona ny resaka. [2.4#11] |
| Combinations | 27 7 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word mamelona |
| Proverbs | 28 Proverbs containing that word |
| Updated on 2026/04/21 |
|