|
|
|
|

Entry1  mangataka (hataka)
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  Miangavy hanome: Nangataka vola tamiko izy nefa tsy nomeko fa asa no nomeko azy
4  Miangavy hanao, mitalaho, mihanta: Mangataka anao aho mba hanasitrana an' Ineny
5  Mifona ho an' olona: Ianao izao no mba hangataka ho anay madinika any amin' ny lehibe. [1.1]
Explanations in English  6  to beg [1.2, 1.7]
7  to ask [1.2]
8  to ask for something [1.7]
Explanations in French  9  demander; mendier [1.8]
Examples  10  Kibo noana tsy mangataka andro. [2.558]
11  Koa mangataka olona aminao aho. [2.508]
12  Moa mety sa tsy mety ny mangataka amin' ny Razana? [2.314]
Morphology 
13  Present :
14  Past :
15  Future :
16  Imperative :
Analogs  17  mitalaho, mihanta, miangavy, mierina, mitosy, miangola, miangoty, mitambitamby, mivavaka, miambezo, mitofendro, mitampesona, mikonetaka, mifendrofendro, mitomany ambony fe, milela-paladia, mananty an-tanan-droa, manao hatapiso, manao hata-maso, manao hatak' adala
Compound words 
Proverbs  24  Proverbs containing the word mangataka

Updated on 2023/06/17