Entry | 1 mandihy |
Root | 2 dihy |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mampihetsika ny tongotra sy ny tanana miaraka amin' ny amponga sy ny zavamaneno mampientanentana: Faly loatra izy ka rafitra nandihy [1.1] |
Explanations in English |
5 to dance [1.2, 1.7] |
Explanations in French |
6 danser [1.8] |
Examples |
7 Akoho lahy mihehy lavenona ireny, ka mandihy ambony fasan-drazana. [2.472] |
Morphology |
|
Analogs | 12 mitsinjaka, mirebika, mitotorebika |
Compound words |
|
Proverbs | 15 Proverbs containing the word mandihy |
Updated on 2023/05/16 |