|
|
|
|

Entry1  mikotrika
Root  2  kotrika
Part of speech  3  active verb
Vocabulary  4  Zoology: (in general)
5  Economy: breeding, farming
Explanations in Malagasy  6  Mambomba ny atody mba hanafana azy ka hahafoy azy ho zary zanany: Te hikotrika io reniakoho io fa sarony
7  Manao izay hahafoy (atody): Betsaka ny akoho no mikotri-borona
8  Mandry eo am-pandriana lava, indraindray koa aza enti-milaza, amin' ny fomba hatsikana, ny vehivavy mifana [1.1]
Explanations in English  9  to sit on eggs [1.7]
Explanations in French  10  couver des oeufs [1.8]
Morphology 
11  Present :
12  Past :
13  Future :
14  Imperative :
Compound words 
Proverbs  16  Proverbs containing the word mikotrika

Anagrams  17  mikitroka, mikotrika

Updated on 2023/01/20