Entry |
omby
|
Part of speech | adjective
|
Explanations in Malagasy | Antonona, sahaza (ka samy azo ilazana azy na ny toerana ampidiran-javatra na ny zavatra ampidirina amin' io toerana io): Be loatra ny olona nasaina fa tsy omby ny trano. / Ireo olona izaitratra ireo ve ho omby ao amin' io efitra kely io? [1.1]
|
| Antonona, sahaza ka samy azo faritana amin'ny io na ny ampidirana na ny ampidirina: Tsy omby ny tongony ilay kiraro / Tsy omby an' ilay kiraro ny tongony [1.62]
|
| [Sihanaka]
antonona
[1.78]
|
Explanations in English | Sufficient, enough, competent, large, spacious, roomy, reaching to, arriving at. It is also used for mby
[1.2]
|
Explanations in French | Suffisant, capable de contenir, qui contient; arrivé, rendu, entré dans: Omby olona roapolo ity trano ity (Cette maison peut contenir vingt personnes) ~ Tsy omby ny tongotro ireto kiraro ireto (Ces souliers sont trop petits pour mes pieds) ~ Nony omby tao an-trano izy... (Lorsqu'il fût arrivé à la maison...) [1.3]
|
Derivatives |
Compound words |
|
Compound words, titles, names |
|
Proverbs |
Illustrations |
|
|
Entry |
omby
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Biby lehibe ompiana, karazan' ny biby mampinono ary mandinika, misy tandrony roa ary trafony iray eo an-tampon-damosiny. (Teo amin' ny Ntaolo ka mandraka ankehitriny, dia anisan' ny harena lehibe ho an' ny olona ny omby; ny ilana ny omby dia ireto avy: vonoina hihinanana ny henany, terena hakana ny rononony, afahy hanatavezana azy (omby mifahy), ampitarihina sarety, akana zezika. [1.1]
|
| Biby lehibe tariky ny misy taolantehezana, mandinika, miteraka sy mampinono ka iray hatrany ny zanany na dia mety hiteraka kambana aza; ... [1.62]
|
Explanations in English | An ox, a cow, cattle. Bos indicus, Var. [swa. Ngombe.] see ombe. [1.2]
|
| A cow, an ox; cattle [1.7]
|
Explanations in French | Boeuf, l'espèce bovine Grossier qui ne sait pas la politesse [1.3]
|
| Boeuf [1.54]
|
| Boeuf, vache [1.8]
|
International symbols | Bos indicus [3.1]
|
Explanations in Italian | Bùe (lahy), vacca (vavy) [1.18]
|
Explanations in German | Rind, Rinder: Mitrena ny omby (die Rinder brüllen) [1.56]
|
/m:web>
/m:web>
/m:web>
Scientific name | Bos indicus |
Examples |
1 | Hay valan' omby tokoa no ao ary omby sivy no tsy maintsy havàhany sy havoakany hiraotra ahitra ery andrefam-bohitra
[2.470]
|
2 | Ombiko ireo, nisy mpamosavy alika namoaka angamba ireo
[2.472]
|
3 | Rahefa tsy ampy ny volan' ialahy, amido amiko ny ombin-tsaretin' ialahy
[2.472]
|
4 | Ariary telo no nivarotako ny omby mifahiko (Jai vendu trente piastres le boeuf que j'avais engraissé)
[1.3]
|
|
Vocabulary |
Morphology |
Simple : |
omby,
ombiko,
ombinao,
ombiny,
ombintsika,
ombinay,
ombinareo,
ombin',
ombin-,
ombim- |
|
Derivatives |
Synonyms | ~ ~ ~ ~ ~ ~ |
Compound words |
|
Compound words, titles, names |
|
Zoonyms |
|
Phytonyms |
|
Titles |
|
Toponyms |
|
Tables and plates |
|
Quotes |
Proverbs |
Articles |
Bibliography | Le Boeuf dans l' Ankaizina.
Madagascar: the zebu as guide through past and present |
Web |
|
Illustrations |
|
|
Entry |
omby
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Trano ataon' ny bibindandy [1.1]
|
| Trano ataon'ny bibin-dandy hisitrihany [1.62]
|
Explanations in English | [1.2]
|
Explanations in French | Action de faire le cocon, se dit des vers à soie [1.3]
|
Vocabulary |
Derivatives |
|
Entry |
omby
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Sefo, lehibe [1.60]
|
Explanations in French | Chef, patron (le chef est fort comme un [...] [full text in 1.60]
|
Synonyms | ~ ~ ~ ~ ~ ~ ~ ~ ~ ~ ~ |
|