Entry | 1 piano |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Zavamaneno misy fitendry toy ny arimonia, saingy tsy mba rivotra no mampaneno azy fa ny fikapohana ny fitendrena izay mifandray amin' ny tadim-peo mikarantsana tsirairay avy: Mitendry piano [1.1] |
Examples |
4 Somary manokana ny momba ilay mpitendry piano avy ao Manakambahiny avaratr' i Vohidiala. [2.472] |
Vocabulary |
5 Music: instruments |
Hyperonym |
|
Co-hyponyms |
|
Anagrams | 39 paino, piano |
Updated on 2024/10/30 |