|
|
|
|

Entry (1/2)1  antsiva
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  anjombona atao amin'ny akorandriaka [Betsimisaraka] [1.78]
4  anjombona na anjomara fanairana na filazana [Tanala] [1.78]
5  Anjombona [Bara, Tanosy] [1.78]
6  Anjombona vita amin' ny akorandriakan-dranomasina, fampiasan' ny any amorontsiraka indrindra mba hamory fokonolona. Manana anjara lehibe eo amin' ny fiarahan-javamaneno koa ny antsiva amin' ny foko sasany: sambatry ny Antambahoaka, antsan-tromba, baheza... [1.1]
Explanations in English  7  a shell which is blown in following the petty sovereigns in the provinces, or to assemble the people. Same as angaroha, and anjombona. [1.2]
8  a bugle made from a conch shell [1.7]
Explanations in French  9  cor d'appel fait d'une conque marine [1.8]
Examples  10  Rahefa izany, dia noraisiny ilay antsiva teny aminy ka notsofiny inefatra toy ny taloha; [2.357#]
Vocabulary  11  Music: instruments
Hyperonym 
Co-hyponyms 

Entry (2/2)45  antsiva
Part of speech  46  noun
Explanations in Malagasy  47  anjomaso [Taimoro] [1.78]

Anagrams  48  antsiva, vatsina

Updated on 2024/10/30