|
|
|
|

Entry1  trotrobe
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Zavamaneno tsotra dia tsotra, karazan' amponga, saingy tsy mba misy hoditra fa koveta na lovia lehibe no ahohoka, asiana lamba eo amboniny ary ny felatanana roa no mively azy; ny faritany avaratra no mampiasa azy
Vocabulary  4  Music: instruments
Hyperonym 
Co-hyponyms 

Updated on 2024/10/30