Entry tovon > tovona
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Enti-milaza fanampin-javatra eo ambony na eo anoloana; fanampin-javatra mba hahavo azy [1.1]
Explanations in French Ajoutage, addition [1.3]
Derivatives 

Entry tovon > tovona
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Kian-teny kely atohy eo aorian' ny fototeny: Ny tovona "man" dia matetika midika hoe manao ~ Asiana tovana "ina" matetika ny fototeny dia tonga matoantenin' ny iharana, toy ny hoe: laza / lazaina
Mitovy hevitra: fanampy ~ sanda ~ tamby ~ tovana ~ tozana [1.1]
 Tsirinteny fanao eo anoloan'ny fototeny [1.13]
Explanations in French Les préfixes qu'on trouve dans la composition des racines secondaires sont nombreux; s'ils sont terminés par n, ils se combinent avec la racine primaire selon les règles de combination. Voici les préfixes qu'on rencontre le plus souvent:
an~ anjara, anjaika, ambadika
bo~ boraraka, borera, bosesika
fi~ filoha, firitsoka, fisoko
fo~ forehitra, foretsika, forofotra
ha~ hadio, harisika,
ka~ kanosa, kambavy, kanonta
ki~ kirazorazo, kifafa, kilalao
ko~ kodedika, kofehy, koletaka
mo~ mokoko
sa~ sabaka, safelika, sahato
san~ sangodina, sangazona, sampotina
tan~ tangorona, tamberina, tangazona
to~ tohenjy, toletsy, tokalo
tsin~ tsingerina, tsinjara, tsimbadika
vo~ vozezika, vozihitra
za~ zatovo, zalahy
[1.12]
 Préfixe [1.13]
 Affixe [1.66]
Vocabulary 
Compound words 
Analogs  tovana ~ tsirinteny ~ tsirinteny sara-droa ~ tsofoka
Tables and plates all the affixes
Proverbs 

Anagrams 

Entry tovon > tovo
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy  [Tambahoaka] Olona tsy manambady [1.78]
 Tanora mbola tsy manambady, izay hita indrindra miaraka amin' ny teny hoe lahy na vavy [1.1]
Explanations in English Unmarried [1.7]
Explanations in French Célibataire [1.8]
Derivatives 
 
Compound words 

Entry tovon > tovo
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fakana rano ao ampantsakana ho ao anaty siny; famindrana rano tsikelikely ho amin' ny toerana hafa. [1.1]
Derivatives 
 
Proverbs 

Entry tovon > tovo
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Taisaka] hasoa, hatsaran-tarehy [1.78]

Entry tovon > tovo
Part of speech noun
Explanations in French  [Betsileo] Nom donné aux tiges à croissance rapide, comme celles du maïs fourrager qu'on appelle tovotsako, et d'autres Poaceae fourragères
[Merina] (racine verbale) Action de pousser, de croître, en parlant d'une plante, d'un arbre, etc.
[Merina] En composition, forme l'adjectif  tokantovo [1.196]