|
|
|
|

Entry 1  tsinjara
Root  2 zara
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Fizarana zavatra hitsitokotoko, fizarana zavatra efa voasaratsaraka
5 Fivarotan-javatra mitsipotinka fa tsy ambongadiny [1.1]
Explanations in French  6 action de détailler, de partager en lot [1.5#313]
Examples  7  Sorena moa izany, sady vita teo koa ny karenjy, fa niverenana indray ny tsinjara siramamy sy ny fatra solitany. [2.4#]
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Nouns :
Adjectives :
Combinations  26  3 expressions, toponymes, etc... with that word

Updated on 2026/02/26