Entry tovana
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Enti-milaza fanampin-javatra ao ambany na eo aoriana; ny atohy na anampy amin' ny zavatra iray mba hahalava na hahafeno azy amin' ny ilana azy: Asio tovana io tady io fa fohy loatra [1.1]
 Fanampìn-javatra mampitombo ny halavana [1.13]
Explanations in English An addition at the end [1.7]
Explanations in French Ajoutage, ce qu’on ajoute en superposant, en allongeant, eu nouant [1.3]
 Rallonge [1.13]
 Rallonge: ce qu'on ajoute à la fin [1.8]
Examples Atolotra hodinihin' ny Vaomieram-pirenena misahana ny kaontim-bola fampielezan-kevitra sy ny famatsiam-bola ny fanaovana politika, ny kaontim-bola fampielezan-kevitra sy ny tovana samihafa mifandraika amin' izany. [4.27]
Derivatives 
 

Entry tovana
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Tsirinteny ao aorian'ny fototeny [1.13]
Explanations in French Suffixe [1.8, 1.13]
 Affixe [1.66]
Vocabulary 
Derivatives 
Analogs  tovona ~ tsirinteny ~ tsirinteny sara-droa ~ tsofoka
Tables and plates all the affixes

Anagrams 

Updated on 2023/02/10