Entry tamberina (verina)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Entina milaza ny olona mandeha, dia miverina; ny lasa kely dia tonga indray
Entina milaza koa ny mihodinkodina eo an-toerana ihany, na ny fivezivezena mandroso dia misangodina eo amin' izay nialana. [1.1]
Explanations in French Action d'aller et venir, de tourner et de retourner, de rôder [1.3]
Derivatives 
Compound words 
Titles Tamberintany (Ratsifandrihamanana Clarisse)

Entry tamberina (verina)
Part of speech noun
Explanations in French Rendement [1.13]
Compound words 

Updated on 2023/05/19