Entry | 1 tovovavy |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Vehivavy tsy mbola manambady, nefa ny heviny andavanandro dia vehivavy mbola tanora fotsiny, na mbola tsy manambady na efa manambady: Amin' izay ny tovovavy rehetra mitady zaza dia efa mivory manodidina ny sahafa miandry baiko mba hifarombaka izay ho azony. (Ala volon-jaza) |
Explanations in English |
4 [1.7] an unmarried young woman |
Explanations in French |
5 [1.8] jeune femme célibataire |
Examples |
6 [2.5] Nivinkina nankany anaty rano ilay tovovavy, dia nanatona ny lakana sady nihazona ny sisiny. |
Elementary words | 7 tovo, vavy |
Titles |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |