Entry sanda
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Vola na zavatra omena ho fanampiny amin' ny takalo ifanaovana raha ohatra ka tsy mitovy vidy ireo zavatra roa ifanakalozana; tamby; amboniny: Inona no sanda homenao ahy raha hatakaloko an' iny satrokao efa tontatonta iny ity vao novidiko tsy tiako volo ity [1.1]
Explanations in French Valeur [1.13]
Derivatives 
Compound words 
Proverbs 

Entry sanda
Part of speech noun
Explanations in French  [Bara] Saldinia proboscidea Hochr. (Rubiaceae) ; réf. Humbert 12159. La décoction amère des racines est administrée au cours des fièvres paludéennes. [1.196]
Scientific name Saldinia proboscidea
Vocabulary 

Updated on 2023/05/30