Entry sabaka (baka)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fampihatahana na fampanalavitana ny tongotra roa
Ilazana ny hazo misampana roa
Anaran-tsilalaon' ankizy izay misy efitrefitra ka asabaka ny tongotra roa mba tsy hanitsaka ny soritra mampisaraka ireo efitrefitra ireo. [1.1]
Explanations in English A straddling; the opening of a compass [1.7]
Explanations in French Action ou état d'être ouvert comme un compas [1.8]
Derivatives 

Anagrams 

Updated on 2023/01/20