Entry forehitra (rehitra)
Part of speech adjective
Malagasy definition May tsy misy horaisina
¶ Lany harena ka tsy manana na inona na inona intsony: Forehitra Rakoto fa may ny tranony, maty ny ombiny telopolo, nianjera tany an-kady ny fiarakodiany. [Rajemisa 1985]
English definition Consumed, burnt. Comp. dorehitra. [Richardson 1885]
Compound words, titles, names 

Entry forehitra
Part of speech adverb [full list]
English definition in haste, in a hurry. Comp. dorehitra. [Richardson 1885]

2009/09/19