Entry | 1 tezitra |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Tsy faly amin' ny olona iray ka hetsehim-po hamely azy: Tezitra taminy ny rainy ka saika voafelaka izy ~ Tezitra noho ny hakamoanao ny mpampianatra |
Explanations in English |
4 [1.7] angry |
Explanations in French |
5 [1.8] fâché, en colère |
Examples |
6 Samy tezitra izy roa lahy. [2.472] 7 tezitra ny anadahin-drenin' ireo zaza. [2.606] |
Vocabulary |
8 Emotions |
Derivatives |
|
Analogs | 14 sosotra, madiky, monjotra, mimonjotra, mandongilongy, montotra, malonilony, mimonjomonjo, mionjononjona, manao farateny, mihifika, tohina, sendaotra, entim-po, tafintohina, milondolondo, somalondo, lotika, letra, misamontotra, mifongofongo, mikitoka, mikintona, manangam-bovona, mirintona, miotinotina, mandrivana, lomodomotra, vinitra, miviniviny, mivindina, mivindavinda, mikitakita, mena, tera-mena, mivoaramena, hendratra, hendratra dia hendratra, miala vonkina, mivandravandra, tonga fofona ohatra ny ronono mandroatra, mihidy vazana, miempo fo, misarongatra, mandroatra, mitroatra, mitrifana, misafoaka, mitafoaka, miafokafoka, mifotroaka, mitrafana, mikafara, mikafankafana, miafonafona, miefonefona, misondro-dra, henjan-kozatra, romotra, gaigy, misamboaravoara, misafotofoto vorim-bava, maimbo ra, liandra |
Compound words |
|
Proverbs | 16 Proverbs containing the word tezitra |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |