Entry miafokafoka (afokafoka)
Part of speech active verb
Malagasy definition Misamboaravoaran-katezerana, mitroatra
¶ (Ankehitriny) Miavonavona amin' ny fiteny: Loza raha hiafokafoka iny tovolahy iny [Rajemisa 1985]
French definition Etre furieux [Abinal 1888]
Morphology 
miafokafoka
niafokafoka
hiafokafoka

2013/09/06