Entry mitroatra (troatra)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Miala tampoka amin' izay misy ny tena noho ny hatairana: Nitroatra Rakoto raha vao nahare ilay feo niantso azy
Taitra tampoka ka mandrifatra: Nitroatra Ikalamena ka tsy tana [1.1]
Explanations in English To jump about; to be carried away by anger [1.7]
Explanations in French Sauter, bondir; se laisser emporter par la colère [1.8]
Examples Notazonina ela loatra angamba ny fo, ka rahefa ela na raha tojo fandonana mafy noho ny isan' andro, tsy tana fa mitroatra. [2.472]
Morphology 
Present : mitroatra
Past : nitroatra
Future : hitroatra
Imperative : mitroara
Proverbs 

Updated on 2023/01/20